Gasoil mitampoka : Nosamborina hatramin’ny deba mpampiasa vola

Ny minisiteran’ny angovo sy ny akoran’afo no mitory. Nihazakazaka ny fanadihadiana ary olona 23 no voasambotra tao anatin’ny raharaha fivarotana gasoil hosoka, izany hoe gasoil mitampoka. “Tambajotra goavana mihitsy ary mampiasa fitaovana avolenta sy teknolojia mba hanovana ny solika fandrehitra ho toy ny solika fampiasa amin’ny motera”, raha araka ny fanazavan’ny zandarimaria etsy Fiadanana. Tamin’ireo olona 23 dia misy ny mpiabata entana, ny mpitatitra, ny mpivarotra, ny...
Lire la suite sur
Image à la une de Gasoil mitampoka : Nosamborina hatramin’ny deba mpampiasa vola