Fitaleavam-paritry ny pôlisy Analamanga : Nahazo birao vaovao etsy Ivato

« Manomboka ny alatsinainy 19 aogositra 2024 izao dia hifindra eny Ivato, lalam-baovao Tsarasaotra akaiky ny « Lake village » ny biraon’ny Fitaleavam-paritry ny Filaminam-bahoaka Analamanga », araka ny fampitam-baovao avy amin’ny pôlisim-pirenena. Omaly tokoa no natolotra tamin’ny fomba ofisialy ity birao fiasàna vaovao ity, izay natao hisolo ny birao etsy Ambohidahy. Na izany na tsy izany aza anefa, dia nanamarika ny teo anivon’ny pôlisy fa na dia manomboka handray olona...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Fitaleavam-paritry ny pôlisy Analamanga : Nahazo birao vaovao etsy Ivato