Fisolokiana avo lenta teto Toamasina : Olona telo very ny vola be saika hiviadianana fiara

Tena mahay ireo mpisoloky amin’ny alalan’ny varotra fiara ity amin’izao. Olona telo ka ny roa mpivady fa ny iray kosa naman’izy ireo. Notsenaina ara-dalana teny amin’ny fiantsonan’ny taxi-brousse izy telo, ka lehilahy roa izay milaza ho tompon’ny fiara ny iray ary ilay faharoa milaza ho mpamiliny. Efa nanomboka teo ny dokam-baritra an’ilay fiara ary naseho an-tsary ilay fiara amidy. Tonga dia nandeha tamina trano iray teto Toamasina fa avy hatrany dia reketina ny varotra sy...
Lire la suite sur
Image à la une de Fisolokiana avo lenta teto Toamasina : Olona telo very ny vola be saika hiviadianana fiara