Finoana katolika Toamasina : Nisy nanafika ny “grand séminaire” eny Analamalotra

Nitrangan’ny fanafihana tamin’ny basy sy sabatra ny sekoly fanofanana relijioazy an’ny fiangonana katolika eto Toamasina, eny Analamalotra Toamasina II. Tranga niseho ny sabotsy alina nifoha ny alahady maraina tamin’ny 02 ora maraina, ka naratra mafy ilay relijiozy mpitam-bola tratran’ireo jiolahy tao. Tamin’ity fotoana ity mantsy dia tsy tao ireo mpianatra relijioazy ampianarina tao. Nandritra izany dia nisy ny vola lasan’ireto jiolahy nirongo basy sy sabatra, izay tsy fantatra...
Lire la suite sur
Image à la une de Finoana katolika Toamasina : Nisy nanafika ny “grand séminaire” eny Analamalotra