Face à la recrudescence de dépôts de corps sans vie dans la commune, le maire d’Ambohimalaza, Sedera Rakotoaritsifa, renforce les contrôles de circulation. Bien que les crimes aient été perpétrés ailleurs, la commune refuse d’être stigmatisée comme un site de dépôts de cadavres. Dès à présent, 24 policiers municipaux épauleront les forces de l’ordre locales pour prévenir toute récidive.
Ny ben’ny tanànan’Ambohimalaza Sedera Rakotoaritsifa (eo ankavia) nandritra ny fihaonana tamin’ny mpanao gazety. Hamafisina ny fanaraha-maso ny fivezivezen’ny olona. Io no fanapahan-kevitry ny Ben’ny tanàn’Ambohimalaza, Sedera Rakotoaritsifa rehefa avy nivory tamin’ny tompon’andraikitra maro, manoloana ny fahitàna faty nisesisesy tao an-toerana. Notsipihany manokana fa tany an-toeran-kafa no nisian’ny heloka bevava ary tao Ambohimalaza no nariana ny faty. « Tsy ekena...