Bakaloreo teto Toamasina : 66,30% ny taham-pahafahana 2024…

Aleo tara toy izay mamoaka fahatany manimba zavatra hoy teo anivon’ny oniversiten’I Toamasina, mikasika ny valin’ny fanadinam-panjakana bakalorea. Ny Zoma alina teo no nivoaka izany ho an’I Toamasina, raha ny tolakandro tamin’ny 03ora ny fandinihana ny naoty ahafahana ny fanadinana tanaon’ireo mpanabe nisahana izany. Raha amin’ny ankapobeny ny taham-pahafahana dia 66,30% ho an’ny teknika sy fampianarana ankapobeny. Rehefa tsinjaraina izany dia 65,66% taham-pahafahana ho an’ny...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Bakaloreo teto Toamasina : 66,30% ny taham-pahafahana 2024…