Ambohidratrimo : Volabe very nanditry ny vaky trano

Naratra ny tompon-trano, very ny vola aman-tapitrisany maromaro … Ireo vokatry ny vaky trano sy fanafihana mitam-piadiana niseho tao amin’ny fokontany Maharavo, tany Ambohidratrimo ny alin’ny alakamisy lasa teo. Tokony ho tamin’ny folo ora sy sasany alina tany ho any ireo tranga io, taoriana kely ny orambe nikija nandrakotra an’Antananarivo iny. Raha ny fampitam-baovao azo dia maromaro ihany ireo olon-dratsy tamin’io fotoana io ary samy nirongo fitaovam-piadiana. Ankevitry ny efa...
Lire la suite sur
Image à la une de Ambohidratrimo : Volabe very nanditry ny vaky trano