Ambendrana-Bekapaika: Efa hitan’ny Zandary sy ny vatan-dehilahy tany anaty akata ny omby tsarety roa nisy nangalatra

Rehefa naheno ny fahaverezan’omby tsarety roa, tao amin’ny tanàna atao hoe: Ambendrana, fokontan’Ambodivala, any amin’ny kaominina ambanivohitra Bekapaika, disitrikan’i Tsaratanàna, ato anatin’ny faritra Betsiboka ny Zandary avy ao amin’ny zana-tobim-paritra Bekapaika dia nanampy ny vatan-dehilahy sy ny mpitondra sarety, tamin’ny alalan’ny fanarahan-dia tsy nisy hatak’andro. Ny fampitam-baovao voaray avy any an-toerana no nahalalana fa hita teny atsimon’ny...
Lire la suite sur
Image à la une de Ambendrana-Bekapaika: Efa hitan’ny Zandary sy ny vatan-dehilahy tany anaty akata ny omby tsarety roa nisy nangalatra