Ambanitsena : Rongony notaterina taxi-brousse

Nidoboka am-ponja ny tompon’antoka Fiara fitateram-bahoaka no nentina nitatitra rongony. Roa gony no sarona nandritry ny fisavàna tampoka izay nataon’ny zandary teo Ambatolampikely, RN2 kaominina Ambanitsena. Sarona avy hatrany ny roa lahy tompon’andraikitra tamin’izany. Notazomina ary nanokafana famotorana. Etsy ankilan’izay, nampidirina « fourrière » ny fiara ary tsy navela nihetsika intsony. Raha araka ny fanampim-baovao avy amin’ny zandary dia nidoboka am-ponja...
Lire la suite sur
Image à la une de Ambanitsena : Rongony notaterina taxi-brousse