« Tsapiky » : Andrandraina ho Harem-bakoka ara-tsain’ny Zanakolombelona
« Tsapiky » : Andrandraina ho Harem-bakoka ara-tsain’ny Zanakolombelona 20 juin 2024 Manana harem-bakoka miisa telo ao anatin’ny lisitr’ireo Harem-bakoka ara-tsain’ny Zanakolombelona i Madagasikara (Taohazo Zafimaniry, Kabary, Hira gasy). Andrasana ny fanapahan-kevitry ny Komity iraisan’ny Governemanta sy ny Rantsana mpanao fandalinana mikasika ny antontan-kevitra momba ny « Tsapiky » izay naroson’ny firenena Malagasy ho dinihina amin’ny faran’ity taona...