Kaominin’i Toamasina renivohitra : Hiara-miasa amin’ny Bianco amin’ny ady amin’ny kolikoly…
Nanapa-kevitra ny ben’ny tanàna fa tsy maintsy atao ny fiaraha-miasan’ny kaominin’i Toamasina amin’ny sampan’ny Bianco eto Toamasina, amin’ny ady ataony amin’ny kolikoly sy ireo mifandraika aminy rehetra, araka ny lalana. Nambaran’ny ben’ny tanàna fa ny fomba fiasa taloha rehetra tsara sy nanara-dalàna dia...