Ivontoeram-pikotrehana tetikasa ara-kolontsaina : nahazo ny anjarany ny faritra SAVA.
Ivontoeram-pikotrehana tetikasa ara-kolontsaina : nahazo ny anjarany ny faritra SAVA. 5 octobre 2023 Notokananan’ny minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, Rakotondrazafy Lalatiana, tamin’ny fomba ofisialy androany alakamisy faha 5 oktobra 2023 tao Sambava ny Ivontoeram-pikotrehana tetikasa ara-kolontsaina na » Centre d’incubation en entreprenariat culturel et...