« Festival Dona-Be »: Hisantatra izany ny any amin’ny faritra Sofia

Hotanterahina manomboka ny zoma 21 hatramin’ny alahady 23 jolay eny amin’ny kianja « Travaux » Antsohihy ny « Festival Dona-Be ». Hetsika andiany voalohany hafanain’ireo mpanakanto maro avy amin’ny faritra SOFIA toa an’i Ceasar,Wendy Cathalina, Fandrama, Mirasoa, Vilon’Androy sy ireo mpanakanto maro samihafa . Santatra ambavarano ity hetsika ara-kolotoraly ity ary hitohy hatrany manerana an’i Madagasikara hoy ny mpanakanto Dadi Love nandritra ny fanentanana nataony teny...
Lire la suite sur Dépêche Taratra
Image à la une de « Festival Dona-Be »: Hisantatra izany ny any amin’ny faritra Sofia