Vokatra ofisialin’ny fihodinana voalohany amin’ny fifidianana Filohan’ny Repoblika, Andry Rajoelina
NY FITSARANA AVO MOMBA NY LALAMPANORENANA, Araka ireto rijan-teny ireto : Ny Lalàmpanorenana; Ny hitsivolana laharana faha 2001-003 tamin’ny 18 novambra 2001 anaovana ny lalàna fehizoro mikasika ny Fitsarana Avo momba ny...