Refresh

This website www.gasigasy.mg/faits-divers/ambohitrambo-vaky-fasana-tsy-nisy-niangana-ny-fitaovana-sy-ny-taolana/ is currently offline. Cloudflare's Always Online™ shows a snapshot of this web page from the Internet Archive's Wayback Machine. To check for the live version, click Refresh.

Ambohitrambo : Vaky fasana, tsy nisy niangana ny fitaovana sy ny taolana

Na dia eo tokoa ny ranty maro samihafa tamin’ny tambajotra sosialy izay nilaza fa karazana fisolokiana bevava ihany ity resaka taolam-paty dia tsy mahasakana ireo olon-dratsy hanao ny asa ratsiny ihany izany. Teny amin’iny faritra Arivonimamo iny, tao amin’ny kaominina Ambohitrambo dia fantatra fa fasana telo be izao no vaky teo amin’ny toerana antsoina hoe Ambohitrantenaina. Ny roa tamin’ireo no fantatra ny tompony, raha ny iray kosa tsy fantatra na an’iza na an’iza. Araka ny...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Ambohitrambo : Vaky fasana, tsy nisy niangana ny fitaovana sy ny taolana