Refresh

This website www.gasigasy.mg/faits-divers/world-cleanup-day-nanadio-tanana-teny-ankorondrano-ny-lions-clubs-zone-13/ is currently offline. Cloudflare's Always Online™ shows a snapshot of this web page from the Internet Archive's Wayback Machine. To check for the live version, click Refresh.

« World Cleanup Day » : Nanadio tanàna teny Ankorondrano ny Lions Clubs-Zone 13

Fanadiovana ny tanànan’Ankorondrano sy ny manodidina azy no nentin’ny Lions Clubs International, Zone 13 nanamarika ny andro maneran-tany ho an’ny fanadiovana, na « World Cleanup Day » ny sabotsy teo. Ny fokontany Andranomahery sy Tsaramasay no niara-niasa sy nifanolo-tanana tamin’izy ireo tamin’izany. Ankoatra ny asa fanadiovana, nanentana ireo mponina mba hanadio sy hikajy ny fahadiovana ihany koa izy ireo tamin’izany. Fa ankoatra izay, dia mbola manampy ny olona sahirana...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de « World Cleanup Day » : Nanadio tanàna teny Ankorondrano ny Lions Clubs-Zone 13